Ambondrona – Tsy Adala Aho (Chords) Nataon'i Nicolas RAPIERA It's the same chords until the bridge and the end. Intro: - - - Sao heverinao ho adala aza aho Leo miandry anao Toa tsy hohaiko intsony ny mitana Ilay fitiavako taloha. (in-2) Izany foana ve no hiainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Tsia sanatria ny lany manja Izay niarahana hatrizay Tofoka loatra aho, leo anao Ka ny miala sisa no azo atao Izany foana ve ny hiainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Bridge: --- Tsy zakanao Raha miresaka ny ataonao Ka aleo hijanona eo F'izay vita aleo hivalona ho tantara Manavao indray no mety Izany foana ve ny iainako Rehefa eo ianao ? Sao kosa ary neninao Ny nahita ahy ? Rehefa eo ianao... Sao kosa ary neninao ny nahita ahy ? Sao heverinao ho adala aza aho ?